Entry | fanintona (sintona) | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manintona Azo sintonina [1.1] | |
Entry | fanintona (sintona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1] | |
Aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13] | ||
Explanations in French | Convulsion [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | fanintontsintona | |
Anagrams | fanintona, fanontany |
Updated on 2023/07/13 |