Entry faninginana (tsingina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
 Fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [1.13]
Explanations in French Soudure [1.13]
Compound words 

Updated on 2023/01/20