Entry fanindroany (indroa (roa))
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English [ fanindroa ] [1.75]
Explanations in French [ fanindroa ] Pour la deuxième fois [1.3]
Examples 
1Misioaka fanindroany ny lohamasinina. [2.470]
2Tokony ho nikorisa fahefatr' adiny izahay, dia niato fanindroany indray. [2.471]
3Nitefoka koa fanindroany, fanintelony. [2.472]
Morphology 
Simple : fanindroa, fanindroany
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20