Entry fanindrahindrana (hindrahindra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany [1.1]

Entry fanindrahindrana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandokadokafana [1.13]
Explanations in French éloge [1.13]

Updated on 2023/01/20