Entry | faninakinaka (hinakinaka (hinaka)) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza [1.1] | |
Explanations in French | Celui qui mérite les coups, manière de battre [1.3] | |
Entry | faninakinaka (hinakinaka (hinaka)) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |