Entry | fanimpitony (impito (fito)) | ||
Part of speech | adverb | ||
Explanations in Malagasy | Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy [1.1] | ||
Explanations in French | Pour la septième fois [1.3] | ||
Examples | Ary nony fanimpitony, dia hoy izy:
[2.996] | ||
Morphology |
| ||
Updated on 2023/11/13 |