Entry fanilana (ila)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fametrahana erỳ an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na fandalovana eo akaiky [1.1]

Entry fanilana (hilana)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana
Azo arona, araika atsỳ na arỳ [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20