Entry fanifika (hifika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manifika, mampiala, manesotra [Rajemisa 1985]

Entry fanifika (hifika)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo ahifika: Tsy fanifika ny ondry botry fa mety hanao kambana izy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23