Entry | fangozohozo (hozohozo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [1.1] | |
Synonyms | fihozohozo | |
Updated on 2023/01/05 |