Entry | fangotsoka | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1] | |
Updated on 2020/07/31 |