Entry | fangirifiriana (hirifiry) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Fijaliana mafy, fanaintainana izaitsizy: Tsy hay lazaina ny fangirifiriana tsaroako tamin' ilay aretina nahazo ahy [1.1] | ||||||
Explanations in French | La cuisson, la douleur cuisante [1.3] | ||||||
Examples |
| ||||||
Updated on 2023/01/08 |