Entry fanginana (gina)
Part of speech noun
Malagasy definition Tsy fitenenana, fikombonam-bava: No tsy valianao ny fiampangana anao? Mitory anao sahady ny fanginanao [Rajemisa 1985]
Synonyms fahanginana

Updated on 2020/07/31