Entry fangeja (geja)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [Rajemisa 1985]
 fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [SLP 1986]
French definition garrot [SLP 1986]
Synonyms figejana

Entry fangeja
Part of speech noun
Malagasy definition taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [SLP 1986]
French definition mandrin [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2009/09/09