Entry fangasihasy (hasihasy)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona mangasihasy, mangaihay, diso fanantenana: Nampalahelo indray ny fangasihasin' Ibalita ka tsy nanakora azy akory ireo rahalahiny sy ny anabaviny [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31