Entry fanesika (sesika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manesika, mampiditra sesika [Rajemisa 1985]

Entry fanesika (sesika)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo asesika, azo atao sesika: Tsy mba fanesika kidoro ny fandrotrarana [Rajemisa 1985]

2009/02/23