Entry faneno (neno)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Feon' ny zavatra maneno: Mahafinaritra ny fanenon' itỳ armonia itỳ [1.1]
Explanations in French Manière de retentir [1.3]
Examples 
1Notsindriko ny faneno teo am-baravarana. [2.4]
2Hafahafa faneno sy somary tokam-peo izay kosa, ny "matin' iraka. [2.470]
3Ataoko "deka" ianao - hoy ny Governora - Fantatrao va izao teny frantsay tsara faneno, voagasy izao? [2.270]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/21