Entry fanekena (eky)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
¶ Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
¶ Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [Rajemisa 1985]
   fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [SLP: Voambolana]
English definition   a treaty, an agreement, a covenant. [Richardson 1885]
   an agreement, a contract, a treaty [Hallanger 1973]
French definition   accord, contrat, traité [Hallanger 1974]
French definition   acceptation [SLP: Voambolana]
Other spellings  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29