|
|
|
|

Entry1  fanehana
Root  2  eka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona
Explanations in French  5  [1.3#9] L'action de serrer, d’appeler
Examples  6  Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely. [2.588#]

Anagrams  7  fanehana, hanafena, hanefana, nahefana

Updated on 2023/02/27