|
|
|
|

Entry1  fanefena
Root  2 tefy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa
5 Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amam-pon' ny ankizy hatramin' ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin' ny fianakaviana [1.1]
Explanations in French  6 l'action de forger, de fabriquer, l'instrument, la cause, le lieu [1.3]
7 forge [1.13]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02