|
|
|
|

Entry (1/3)1  fandry
Root  2 andry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
5 Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Examples  6  Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Derivatives 
Nouns :
All compound words  8  16 combinations of that word

Entry (2/3)9  fandry
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 [Antemoro] zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78]
Vocabulary  12  Botany: grass
Synonyms  13 fandrana

Entry (3/3)14  fandry
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16 [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196]
Vocabulary  17  Botany

Anagrams  fandry, 18 findra

Updated on 2026/02/04