Entry | 1 fandrosoana |
Root | 2 roso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fandehanana eo aloha: Ny fandrosoan' ny eo aloha indray mandingana monta dia hahafahan' ny atỳ aoriana mahazo toerana malaladalaka kokoa Fanolorana zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Ikoto no hikarakara ny fandrosoana kafe ho an' ny oiona nasaina Fitomboana fahaizana: Tsy misy fandrosoana ny fianaran' ny zanakao Fandehanana tsara misy tombony, fahombiazana: Fandrosoana lehibe ho anao izao fahazoanao voninahitra izao Fivoarana ho amin' ny tsaratsara kokoa vokatry ny fiitaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona: Betsaka ny aretina resy noho ny fikarohana nentin' ny fandrosoana |
Explanations in French |
5 [1.3] l'action d'avancer, de présenter, l'instrument pour présenter, le temps le progrès, la civilisation |
Examples |
6 Maro sady lehibe ny fandrosoana nentin-dRadama. [2.508] 7 Ary raha tsisy fandrosoana, ny vidim-piainana tsy hitsahatra ny hiakatra. [4.27] 8 Ary raha tsy maintsy lazaina ho fandrosoana izany, dia fandrosoana mankany an-kady! [2.503] |
Morphology |
|
Antonyms | 11 fihemorana |
Compound words |
|
Titles |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |