Entry | 1 fandroso |
Root | 2 roso |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a ! |
Explanations in French |
5 [1.3#550] Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter |
Examples |
6 Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso. [2.436#] 7 Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika. [2.472#] |
Updated on 2023/01/07 |