|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandroronana
Root  2  rorona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fietrena laharana, fitambotsorana: Ny fanambadiana olona noheverina ho ambany razana noho ny tena no natao taloha hoe fandroronana
Fihenana: Efa tsapany ny fandroronan' ny heriny noho ny taonany
Fironana miankandrefana, fihilanana: Tamin' ny fandroronan' ny masoandro no niverenanay nody
Explanations in French  5  [1.3#549] action de se marier avec des personnes d'une caste inférieure
Vocabulary  6  Relationships: family
Proverbs  7  Proverbs containing the word fandroronana

Entry (2/2)8  fandroronana
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  [1.196] (de rorona : action de se mésallier, de s'abaisser en épousant quelqu'un d'une caste inférieure ; c'est aussi le nom qu'on donne aux os de seiche employés en thérapeutique populaire). Nom d'une Fabaceae non identifiée. On l'emploie, associée aux os de seiche écrasés, à la préparation d'un onguent contre les brûlures. [Taisaka]
Vocabulary  11  Botany: medicinal plants

Updated on 2024/10/14