Entry fandrobohana (roboka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano
Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany [1.1]

Updated on 2023/01/20