Entry fandritra (ritra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mandritra, izany hoe manao izay hahatankina; fomba entina mahandro hena mba hahalasa fofona ny rano andrahoana azy; fandaniana [Rajemisa 1985]

Entry fandritra (ritra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Azo ritina: Misy laoka tsy mba fandritra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31