Entry | fandria > fandriatra (triatra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mandriatra, mandrovitra, manataka [1.1] | |
Anagrams | fandriatra, tafarindra |
Entry | fandria > fandriana (andry) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1] | ||||
Explanations in English | A bed, bedding. [1.2] | ||||
A bed [1.7] | |||||
Explanations in French | Lit [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Economy: household items | ||||
Morphology |
| ||||
Synonyms | farafara | ||||
Compound words |
| ||||
Phytonyms |
| ||||
Toponyms |
| ||||
Proverbs | Proverbs containing the word fandriana | ||||
Article | Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly | ||||
Anagrams | fandirana, fandriana, fiandrana |
Entry | fandria > fandriaka (riaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany [1.1] | |
Anagrams | afandrika, fandraika, fandriaka |