Entry fandravonana (ravona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampitoviana tantana, fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampona, fanarenana; fampitoviana [1.1]
Explanations in French L action d'égaliser, l’instrument [1.3]
 Synthèse [1.13]
Examples Vao mainka tsy nahaliana kokoa ny mikasika ny volavolan-dalàna fandravonana na fanatanterahana ny fitantanam-bola nifanesy. [4.27]
Compound words 

Entry fandravonana
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] (de ravona : action d'aplanir les difficultés) Aliments choisis et préparations stomachiques qu'on donne aux personnes prédisposées aux maux d'estomac. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/07