Entry fandravona (ravona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mandravona, mampitovy tantana
Azo aravona [1.1]
Explanations in French Ce qu on peut égaliser, aplanir, manière d égaliser [1.3]

Entry fandravoña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] loko, fandokoana [1.78]

Entry fandravona (ravona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny tety [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/07