Entry fandraviravy (raviravy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray [1.1]

Updated on 2023/01/05