Entry fandratrana (ratra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1]
Explanations in French L'action de blesser [1.3]
Examples Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245]

Anagrams 

Updated on 2023/01/07