Entry fandoavana (loa)
Part of speech noun
Malagasy definition Famoahana zavatra efa nohanina amin' ny vava indray
¶ Fanefana vola: Isaky ny fahafolon' ny volano no fandoavana ny sarampianarana [Rajemisa 1985]
English definition the act of vomiting; a payment [Hallanger 1973]
French definition action de vomir; action de payer [Hallanger 1974]

Updated on 2009/02/23