Entry fandoa (loa)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mandoa [Rajemisa 1985]

Entry fandoa (loa)
Part of speech adjective
Malagasy definition Izay matetika aloan' ny olona: Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23