|
|
|
|

Entry1  fandiafasika
Elementary words  2 fandia, 3 fasika
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [1.1]
Explanations in English  6 a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [1.2]
Explanations in French  7 guinette [1.54]
Examples  8  Iny mivoaka avy ao Ramatoa Ravoahirana, nitsipitsipika toy ny fandiafasika nahazo remby, mivimbina ravin-damba sy haingon'akanjo avy novidina teny amin'ny magazain'Iarivo. [1.262#helokaroaambinnyfolonatsymipepo]
Vocabulary  9  Zoology: birds
Scientific name 

Updated on 2025/11/09