Entry fandehanana (leha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan' ny antokontafika no foto-dresaka tao amin' ny Filan-kevi-panjakana.
Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin' ny masinina noho ny amin' ny fiarakodia.
Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan' ny masinina [1.1]
Morphology 
Simple : fandehanana, fandehanako, fandehananao, fandehanany, fandehanantsika, fandehananay, fandehananareo, fandehanan', fandehanan-, fandehanam-, fandehana-
Prefixed : -pandehanana, -pandehanako, -pandehananao, -pandehanany, -pandehanantsika, -pandehananay, -pandehananareo, -pandehanan', -pandehanan-, -pandehanam-, -pandehana-

Anagrams 

Updated on 2023/01/20