Entry fandeha (leha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
Dia: Adanodano ny fandehanao
Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1]
Explanations in French La manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3]
Morphology 
Simple : fandeha, fandehako, fandehanao, fandehany, fandehantsika, fandehanay, fandehanareo, fandehan', fandehan-, fandeham-
Prefixed : -pandeha, -pandehako, -pandehanao, -pandehany, -pandehantsika, -pandehanay, -pandehanareo, -pandehan', -pandehan-, -pandeham-
Compound words 
Proverbs 

Entry fandeha
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in English Yet, but. See nefa. [1.2]
Analogs  kandeha ~ nefa

Updated on 2023/01/20