Entry fandefasana (lefa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [1.1]
Explanations in English The act of setting free; sending, shipping [1.7]
Explanations in French Action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [1.8]
Examples 
1Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo? [2.445]
2fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany. [2.424]
Synonyms fandefana
Compound words 

Updated on 2023/04/24