|
|
|
|

Entry1  fandaminana
Root  2  lamina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana
Explanations in French  5  [1.3#381] l'arrangement
6  [1.3#381] manière d'arranger
7  [1.13] implantation, agencement, organisation
Examples  8  Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? [2.113#]
9  Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. [2.4#]
Compound words 

Anagrams  13  fanamandina, fandaminana

Updated on 2023/09/10