Entry (1/5) | 1 fandambanana |
Root | 2 lambana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fakana valala amin' ny lamba |
Entry (2/5) | 5 fandambanana |
Root | 6 lambana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana |
Entry (3/5) | 9 fandambanana |
Root | 10 lambana |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 [1.78] [Tanala]
tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny 13 [1.1] Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo 14 [1.1] [Betsimisaraka] Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana |
Explanations in French |
15 [1.19] [Tankarana]
petite natte pour offrir mets, fruits. |
Synonyms | 16 fandambana |
Compound words |
|
Entry (4/5) | 18 fandambanana |
Root | 19 lambana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo |
Entry (5/5) | 22 fandambanana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 [1.196] Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker. [Betsileo]
|
Vocabulary |
25 Botany |
Updated on 2024/09/04 |