Entry fandambana (lambana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [1.78]
 Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy
Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany
Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31