Entry | fandamahana (lamaka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana ho marin-tampona, mitovy tantana: Naharitra herinandro ny fandamahan' ny fokonolona io tany be kitoantoana io Fandriana tsy afaka miarina: Fandamahana hateloana no vokatry ny fijejojejoana nandihy mandra-maraina Fifotorana amin' ny asa: Tsy hay lazaina ny fandamahany tamin' itỳ asa itỳ fa adiny telo misesy izy teo foana Fikapana (bozaka, herana): Tapak' andro maninjitra izy tany amin' ny fandamahana bozaka tany [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |