Entry | 1 fandalorana |
Root | 2 lalotra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso |
Explanations in English |
5 [1.2] A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel. |
Explanations in French |
6 [1.3#378] L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage 7 [1.3#145] truelle, polissoir |
Examples |
8 Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano. [2.470#] |
Updated on 2023/01/07 |