|
|
|
|

Entry1  fandalo-drary
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] vazan' omby entina manalama ny tsihy rarina na mampiray tsara ny masondrara
Explanations in English  4  [1.2] [Mod. s. from mandalotra (lalotra), and rary, plaiting.] The jaw-bone of an ox used in smoothing the plaits of mats, hats, etc.
Examples  5  [2.69#] Noho izany dia naka vato fandalodrary sy vodi-kifafa ary fivelifandraka izy ka napetrany teo amin' ilay niterahan-dRafara;
Elementary words  6  fandalotra, rary

Updated on 2024/12/07