Entry fandalinana (lalina)
Part of speech noun
French definition l'action d'approfondir [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. [Andraina: I Vola, page 16]
2Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [Ndemahasoa: Antakay, page 7]

2017/07/25