|
|
|
|

Entry1  fandainga
Root  2  lainga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra
Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ
Explanations in English  5  [1.2] [Mod. s. from mandainga (lainga).] A liar; one who is in the habit of telling lies.
Explanations in French  6  [1.3#373] Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir

Anagrams  7  fandainga, fidangana

Updated on 2025/01/08