Entry | fandafarana (lafatra) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran' ny iray tampo [1.1] | ||
Fametrahana miambaratonga [1.13] | |||
Explanations in French | Gradation [1.13] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/01/20 |