Entry fanazarana (zatra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
Explanations in English Training, esp. for sports [1.7]
Explanations in French L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3]
 Entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
 Entraînement, exercice [1.13]
Examples Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo. [2.445]
Synonyms fankazarana
Compound words 
Titles Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho (Ranaivomanana Raymond)

Updated on 2023/10/16