Entry fanaviana (avy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisondrotan' ny hafanan' ny tena, izay matetika miaraka amin' ny aretina iray izay manindry ny tena: misy fanaviana raha voan' ny tazo na sery mahery, sns... [Rajemisa 1985]
Explanations in English fever, a slight illness [Hallanger 1973]
Explanations in French fièvre bénigne [Hallanger 1974]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31