|
|
|
|

Entry1  fanavatsavana
Root  2  tsavatsava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy fandehanana amin' ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka

Updated on 2023/01/05