Entry fanatrotrongy (trotrongy)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manatrotrongy, mandavo na manosika olona eo anoloana ka mitehika amin' ny tany ny lohany
Azo atrotrongy [1.1]

Updated on 2023/04/14