Entry fanatonana (hatona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakaikezana [1.1]
Explanations in French L’action de s'approcher, la cause [1.3]
Examples 
1Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah. [4.27]
2Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia. [2.472]

Anagrams 

Updated on 2023/01/07